navigation

Ron’akoho sy fahasalamana -Bouillon de poulet et santé 11 mars, 2008

Posté par rahelys dans : cuisine traditionnelle - santé , trackback

Ny ron’akoho (bouillon de poulet) dia tsara amin’ny fitaizana ny fahasalamana ka mahatonga ny fiteny malagasy hoe: « Mampody aina ».

 

Tsy ny Malagasy ihany no manao io fa ny Sinoa koa.

Hita amin’izany fa zava-tsoa efa nentin-drazana tany aloha elabe ny fahaizan’ny Malagasy. Tsy nisy voatana an-tsoratra moa izany satria ireo razambetsika tany aloha be tany toa olona nifindrafindra monina.

 

Ireto no maha-hafa kely ny ron’akoho malagasy sy sinoa

 

- Ireo atao fangarony (ingédients):

 

akoho, tongolo be, voatabia, sakamalao (gingembre) ( na anamalao – Spilanthes na koa « brède mafana » - raha toa ka tsy misy ny sakamalao izay tsara tsara kokoa), sira kely, rano. 

 

Isika Malagasy dia tia sira be koa tandremo fa mampiakatra ny tosi-drà (tension artérielle) io raha atao be. Maro isika Malagasy no maty na marary mafy fa tapaka lalan-drà (accidents vasculaire et cérébral)  Mahatosika ny aretina kokoa raha tsy akoho miaro sakamalao fa ny anamalao dia laharana faharoa.

Raha vao vizambizana izany dia manaova ron’akoho amin’ny sakamalao !

 

Reproduction Interdite  Site protégé annexe HELI’S MADAGASCAR par Copyright www.copyrightdepot.com #00040636 

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013