navigation

Eau potable après cyclone Yvan 19 mars, 2008

Posté par rahelys dans : cyclones,Santé - Environnement , trackback

De Madagascar Online http://www.madonline.com/

Problème d’eau potable Par Grey Clémence, le 03/03/2008 | 06:40:44

Suite au passage du cyclone Ivan dans la capitale, plusieurs quartiers- surtout les bas quartiers- souffraient de manque d’eau potable.

En effet, ceux qui utilisent les fontaines publiques dans les quartiers d’Andavamamba, d’Anjezika, de Manarintsoa-Isotry, d’Isotry… se plaignent de la qualité de l’eau. Pendant le passage du cyclone, l’eau des fontaines était une eau boueuse. Il était donc difficile de l’utiliser directement après puisage. D’autant plus que les gens de bas quartiers utilisent le charbon pour la cuisson, le passage du cyclone a coupé les routes et pendant des jours, le charbon n’arrivait pas dans la capitale. Les familles économisaient donc leur charbon et utilisaient l’eau boueuse pour leur usage quotidien.


Aujourd’hui, la qualité de l’eau fournie par les bornes fontaines s’améliore peu à peu. Mais nombreuses personnes ont eu la diarrhée à cause de cette eau boueuse. Certains disent qu’ils ont l’habitude.
Bref, si de nombreuses personnes utilisent encore les bornes fontaines c’est que l’accès à l’eau potable est encore difficile à Madagascar.

***

Olana eo amin’ny famantsihana rano madio fisotro

Taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza Yvan teo an-drenivohitra, maro ireo toerana iva no nijaly tamin’ny tsy fahampian’ny rano madio fisotro.

Mitaraina ireo izay mampiasa ny fatsakana amin’ny fokotanin’Andavamamba, Anjezika, Manarintsoa Isotry, Isotry…

Mandritry ny fandalovan’ny rivo-doza dia rano mafotaka no nampiasaina.

Nananosarotra ny nampiasa azy avy hatrany raha vao natsakaina. Nampitrotraka fa saribao no ampiasain’ny olona fiketrehana; kanefa ny làlana tapaka mandritry ny andro vitsivitsy. Dia tsy nisy saribao tonga tao an-drenivohitra.

Notsitsina ny saribao ary ny rano dia nampiasaina tamin’izao.

Efa manomboka mihatsara ny rano atsakaina amin’izao fotoana izao. Kanefa mbola maro ireo olona voan’ny areti-kibo mivalana noho ny ranom-potaka. Sasany milaza fa efa mahazatra azy io.

Ho fehiny dia ny famantsihana rano madio fisotro no tena manahirana ao Madagasikara na dia efa maro aza no mampiasa ny paompy fatsakana.

Commentaires»

  1. Olana tokoa ny tsy fisian’ny rano madio fisotro satria dia valanaretina loza aman-tany no setriny.

    Manantena ireo manam-pahaizana sy ny tompon’andraikitra ary indrindra ny daholobe hiara-misalahy

  2. Tena mampalahelo anie rahefa tonga ilay « cyclone » fa vao daholo na mipetraka any amin’ny toerana iva na any ambony vohitra e !

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013