navigation

Foko – Fivondronana 19 mars, 2008

Posté par rahelys dans : Signification - Dikan'ny teny,vie quotidienne , trackback

« Foko » dia teny entina milaza « Fivondronana » : fiarahan’olona mihoatra ny isa 2.Tsy midika velively io hoe «  tanàna  », « vohitra  » kely na lehibe kanefa mety misy « foko » iray na maromaro ao anaty « vohitra » na « tanàna » !

Noho izany dia tsy azo raisina ho milaza zavatra iray ireto teny ireto « Foko » sy « tanàna » na  »vohitra » !

Rahefa lehibe ny fivondronana satria fikambanan’olona marobe dia atao hoe «  fokonolona  » izay milaza « Fokon’olona, fivondronan’olona »  

Commentaires»

  1. Misy ifandraisany ve ny teny hoe « foko » ilay resahin’i Olga sy ilay teny hoe « foko » « mon coeur » ?

    Fanotaniana ny ahy.
    Ny haty (foie) ny dikany any indonezia dia hoe « fo ».
    ny teny hoe « anaty », « ati-tany », « atidoha » dia amin’ilay teny fototra hoe « haty ».
    Ny foko ve sao dia misy hitovizana amin’ny teny hoe « aty » « anaty »
    Eritreritra ihany an !

  2. Tsia.
    Dikany iray tokoa io voalazanao io, izay lazain’ny Baiboly ohatra!
    Tena « fivondronana » mihintsy no tiako ambara eto kah !

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013