navigation

Vohikala = Siteweb 1 avril, 2008

Posté par rahelys dans : Identité malgache,Mada au quotidien,Signification - Dikan'ny teny,vie quotidienne , trackback

Tena misaotra ireo namana tsy nisalasala fa nanoro ny fomba fiteny ny « siteweb » amin’ny teny malagasy: VOHIKALA.

Izany no hananana namana satria tsy mijery harina an-tava fa mitantana mifampianatra lalandava !

 Izany no atao hoe: « Malagasy Miara Misikina »: mifanoro, miara miakatra, miara mamokatra ny soa !

Mankasitraka e !

 

 

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013