navigation

Simba ny tontolo iainana : manjaka ny varatra, oram-baratra, fotaka mandrevo ! 8 avril, 2008

Posté par rahelys dans : Développement,Santé - Environnement,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Rahefa simba ny tontolo iainana : tsy misy ala, renirano …Dia tany ngazana na tanety feno bozaka maina no sisa eo !

 

Hevero hoe mianjera ambony bozaka maina ny varatra alohan’ny hilatsahan’ny orana  !
Dia io anisan’ny mahatonga ny doro-tanety !

Mipaka any amin’ny mponina ny vokatry ny fanimbana tontolo iainana satria :

- mianjera amin’ny zavatra kely eo amin’ny tanin-gazana ny varatra: olona, fiara, sns…(lasa fandri-baratra) !
- ny oram-baratra milatsaka avy eo dia loza tsy misy toy izany satria mipoaka izay azony entina avokoa ! Na olona aza !

- ary amin’izany ny tany tsy misy fakan-kazo mitana dia lasana fotaka mandrevo sy mandetika ny olona !

AROVY NY TONTOLO IAINANA : NY ALA, NY RENIRANO sns… !

 

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013