navigation

2008 Taona iraisam-pirenena ho an’ny TENY – UNESCO 2 juin, 2008

Posté par rahelys dans : Culture,Développement,Evénements HELI'S MADAGASCAR,Hommages,Identité malgache,Malagasy: Teny,Signification - Dikan'ny teny,vie quotidienne , trackback

Ho mariky ny fandraisan’i HELI’S MADAGASCAR amin’izany dia indro omenay etona ity hafatra ity. 

5 Jona 2008 : ANDRO NATOKANAN’ I Akademia Malagasy HO AN’IZANY

Toerana : Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza, Antananarivo 

Teny filamatra « NY TENY MALAGASY : TENY IBEAZAKO, TENY AHOMBIAZAKO »

 FANDAHARAM-POTOANA

MARAINA

9 : 30 : Teny fampidirana ataon’ny Filohan’ny Akademia Malagasy

9 : 35 : Teny fanokafana avy amin’ny Fitondram-panjakana

9 : 45 : Velakevitra

* Ny Politika momba ny teny : Atoa Randriamarolaza Louis Paul

* Ny teny mandrafitra ny Firenena sy ny Fanjakana : Atoa Tehindrazanarivelo Emmanuel, Mpitandrina

* Ny teny sy ny fiarahamonina : Atoa Ranjivason Jean Théodore

10 : 30 : Fiatoana

10 : 45 : Fifanakalozan-kevitra

11 : 45 : Fiatoana

TOLAKANDRO

14 :30 : Velakevitra

* Ny lalan’ny teny malagasy : Atoa Rakotomalala Daniel

* Ny voambolana mifandray amin’ny fanenomana : Rtoa Rasoarifetra Bako

* Mpikajy elektronika sy siantifika mampiasa ny fomba fanisana malagasy : Pr Raoelina Andriambololona

15 :15 : Fifanakalozan-kevitra

16 :15 : Famintinana sy teny fisaorana

16 :30 : Firavana

HAFATRA : Lohateny lehibe daholo ireo hovelabelarina ireo kanefa singaniko manokana « Ny politika momba ny teny  » sy « Ny lalan’ny teny malagasy » izay anisan’ny lohateny lehibe mikasika antsika rehetra ary anasana anareo eto Antananarivo.

Tsy misy fanavahana fa azon’ireo olona rehetra atrehina na tsy mpikambana ato amin’ny Akademia aza –  ary azonareo andraisana anjara amin’ny ady hevitra. Hoy Atoa Solonavalona Andriamihaja

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013