navigation

VOAMADIRO – KILY VOANKAZO MAHASALAMA ! 11 septembre, 2008

Posté par rahelys dans : cuisine traditionnelle - santé,Culture,vie quotidienne , trackback

VOAMADIRO – KILY

Hebergeur d'images

Mahasoa ny fahasalamana ny voamadiro na kily !

Anaovana ranom-boankazo fisotro izy.

Be otrikaina mahatohitra ny aretina toy ny sery ary mahatsara ny kibo izy satria manampy amin’ny fivalanana !

Tsy dia tsara anefa ny mihinana azy be satria lasa mivalana indray !

Sakafo tsara izy io: azo anaovana lasopy ! Matsiro tokoa !

Fanaovana « confiture » koa izy: atao mamy be, ketrehina amin’ny rano kely dia kely ary avela hangatsiaka vao hampiarahana amin’ny mofo !

Mazotoa e !

TOHINY ATO

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013