navigation

Histoire malgache : on vend l’eau de Madagascar ! Alors que le sud malgache souffre de sècheresse – ainsi de famine- chronique ! 9 décembre, 2008

Posté par rahelys dans : A méditer,Colonisation,Développement,Droits civiques,Droits homme,Environnement,Mondialisation,Patrimoine de Madagascar,Protection de Madagascar,Souveraineté nationale malgache , trackback

Et… C’est une compagnie étrangère qui gère l’eau nationale malgache…

De qui se moque-t-on ? !

http://www.madagascar-tribune.com/Amidy-any-Arabia,10227.html

****

 

RANON’NY FIRENENA MANONTOLO EO AM-PELATANAN’NY  » COMPANIA VAHINY »

Jereo ato http://www.aqueduc.info/spip.php?article244

Ary RANON’I MANANARA AMIDY ANY ARABIA ! 

Kanadiana no tompon’ilay orinasa ! « 1,25 dollar ny 4,6 mètres cubes,  230’000 m3 isan’andro no vokarina »Canadian Company to Take over Water Management in Madagascar  AQUAMAR » (Jereo ao :  moov  -  express mada)

 

FANONTANIANA MIPETRAKA

- Moa ve ny Malagasy hafaka hiteny raha hampiakarin’ity  « compagnie » ity ny vidin’ny rano ?

-Amin’izao fotoana sarotra mitranga eran-tany momba ny fitotonganan’ny lanjam-bola sy vidim-piainana miakatra izao – recession any amin’ny tany mandroso – dia ny mahantra ihany no mijaly !

- Ahoana ihany izy ity e ?
Inona no dikan’ny hoe « mitantana firenena » ?  » Mivarotra ny amin’ny ilay Firenena rehetra » ve ?

 » Moa ve ny zava-drehetra azo amidy ? »

- Raha Eny , dia Inona marina ity hatao hoe : Mivarotra ity ?

 

« PRIVATISATION » ARAKY NY FANAO MALAGASY ! HAFAKELY !
« PRIVATISATION » TSY NY TOMPON-TANY NO MITAVANA MIVANTANA NY VOLA AZO AMIN’NY »!

Samy misy tanjona tratrarina avokoa rahefa manao zavatra.

Ny zava-miseho aty Madagasikara amin’izao fotoana dia »privatisation » tsy ho tombom-tsoan’ny Malagasy mihintsy !

Aiza ve koa efa lazaina fa efa amidy ny ranon’ny Firenena malagasy= Misy vola miditra avy amin’ny rano izany ! Kanefa dia mbola TSY MANJAKA AMIN’NY RANO NY MALAGASY
fa mbola mandoha vola foana no sady mbola voafehy amin’ny fotoana hisotroana rano satria miandry ny fotoana hafahana milahatra mividy rano eny amin’ny pompy !  Tsy miasa ny mpamoha pompy rahefa alahady hariva ohatra ! LOZA  an !

http://www.dailymotion.com/video/k12ImvDusWwwIewqv4

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013