navigation

Inona no atao hoe « FITIAVANA », « TIA » ? 14 février, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,Enfance - Jeunesse,Fêtes,Protection famille , trackback

http://www.dailymotion.com/video/k7aNh7z5pqAum0cMP2
14 FEVRIER ! ST VALENTIN – ANDRON’NY MPIFANKATIA anio !

Ny atao rehetra dia mifono andrikitra lehibe koa moa ve azo an-tsaina izay ao ambadik’ity atao hoe « tia » ity ?

Amin’ny Malagasy , « FIANAKAVIANA » no ao ambadiky ny fitiavana izany hoe misy ray aman-dreny sy zanaka…

Ny vola no antony voalohany manimba ny fifankatiavana. Ny tsy fisina no sedra mafy mety mandetika ny fifankatiavana. Eo vao miseho ny « havana raha misy patsa » na « ny omby mahihy tsy lelafin’ny namany » !

Satria rehefa mitia ka miaraka dia matetika ZAZA no iafaran’izany !

Fahasoavana io ; sady fifaliana no andraikitra lehibe !

Koa aoka ary tsy hadinoina ny ZAZA fa matetika dia izy no miadana na mijaly noho ny ataon’ireo ray aman-dreniny !

Commentaires»

pas encore de commentaires

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013