EZAKA AMAM-PANANTENANA – MESSAGE D’ESPOIR 22 mars, 2010
Posté par rahelys dans : A méditer,Coup de coeur,Culture,Identité malgache,mode de vie,Mondialisation,Solidarité,vie quotidienne , trackbackAINA, FANANTENANA, FIVOARANA
Heritreritra kely lasana ho antsika misedra ny fahasahiranana isan-karazany,
Heritreritra kely lasana koa ho an’ireo izay manam-bitana koa mihatrika fanadinana hiakarana dingana ambony eo amin’ny fianarana na asa,
Tsarovy fa io masoandro io no mitsidika dia misy aina, fanantenana, fivoarana
amintsika sy manodidina antsika.
Mirary antsika rehetra fivoarana mizotra amin’ny fifanajana, ny fahazotoana mitana ny marina, ny rariny sy hitsiny, tsy mba manao tsindry hazo lena ny kely fa manaja ny Hasina amin’ny Hary rehetra .
Dia mba ho fivoarana tokoa anie no ho volavolaintsika sy hizorantsika, indrindra ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy rehetra eran-tany. – Olga HELISOA, 22,03,2010
LE PRINTEMPS, L’ESPOIR
LE PRINTEMPS EST BIEN LA
La clarté, la chaleur du soleil nous rappellent que nous sommes en possession
de la plus grande richesse qui soit au monde : « la vie » ! Et comme l’on dit « tant qu’il y a la vie, il y a de l’Espoir ».
Nos pensées vont vers ceux qui luttent pour la survie face aux manifestations de l’adversité : pauvreté, guerres, maladies, solitude.Ce petit message d’espoir leur est dédié !
Une petite pensée aussi vers tous ceux et celles qui ont la chance de préparer ou de passer un examen.
A tous, nous disons « Courage ! » – Olga HELISOA, 22,03,201
Laisser un commentaire
Vous devez être connecté pour rédiger un commentaire.
Commentaires»
pas encore de commentaires