navigation

Arabaina miaina ny andron’ny Paska 2010 ! Joyeuses Pâques ! 3 avril, 2010

Posté par rahelys dans : A méditer,Amour,Culture,dailymotion vidéo,Fêtes,poèmes,Prieres , trackback

Pour quelques méditations en cette occasion veuillez surfer sur ces liens:
Alléluia !

Christ est vivant !

http://www.dailymotion.com/video/x5i5g0

HAY TEO FOANA I KRISTY

Taona sy taona nisesy nitadiavan – tsoa
Niodikodina anefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokina nandao avokoa
Tany efitra sady nangina no niainako

Refrain 

Refrain :
Hay teo foana iKristy( X2)
Mitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy

Foana izao ny fotoana izay laniko
Andro mirana soa lohataona ‘zao ny androko
Tojo izay nantenaina ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa

Hay teo foana i Kristy … (RefX3)
- Chorale Fiderana

 

CHRIST ETAIT TOUJOUS PRESENT !

1 Des années à la recherche du bonheur
J’errais et mon cœur fut insatisfait.
Tous en qui j’avais confiance
Ont déserté ma vie devenue :« silence » !

Refrain
Christ était toujours là (X2)
A ma recherche qui suis perdue ;
Christ était toujours là

2 Mes instants perdus n’existent plus
Mes jours devenus « lumière et printemps »
Satisfait de la rencontre tant espérée ;
Asséchée, ma vie est désormais florissante.
- Chorale FideranaTraduction RAMANATANTARA, Paris 2010

Commentaires»

  1. Miarahaba anao, miarahaba koa tratrin’ny Paska,
    Mahafinaritra ny mi-visiter ny site-nao hahitàna zavatra maro momban’ny tanindrazana ary hisaorana anao tokoa fa tena hahitan-javasoa tokoa.

  2. Mamangy,
    misaotra indrindra mitsidika ny vohikala e !
    Mirary soa lalandava.

Laisser un commentaire

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013