navigation

Fetin’ny Reny 2010 : Miarahaba ny reny eran-tany ! Joyeuse fête des mères ! Happy mother’s day ! 28 mai, 2010

Posté par rahelys dans : A méditer,Amour,Anniversaire,Culture,dailymotion vidéo,Enfance - Jeunesse,Femme,Fêtes,Hommages,Identité malgache,mode de vie,Mondialisation,musique,ohabolana - proverbe,Patrimoine de Madagascar,Protection famille,vie quotidienne , 1 commentaire

 « NENY, mama, endry, mom, ma, maman… » dia teny fohy entina iantsona ilay nahitana masoandro.

Alahady 30 may 2010 dia natokana ankalazana ny reny kanefa « mitoetra isan’andro ny Fitiavan’i Neny » koa isan’andro izany ny fetin’ny reny.

Tsy ireo niteraka ihany no antsoina koa hoe « neny… » fa izay vehivavy mahafohy ny aina sy manome ny Fitiavany tanteraka ho an’ireo ankizy taizany koa.

« Miarahaba ny vehivavy rehetra eran-tany ! »Olga HELISOA

« NENY, mama, endry, mom, ma, maman… » sont autant de mots pour appeler celle qui nous a enfantés !

Dimanche, 30 mai 2010 est un jour dédié à Neny ou maman ! Mais, tous les jours c’est la « fête des mères »car l’Amour d’une mère est pour tous les jours.

Une « maman » n’est pas seulement celle qui a enfanté mais aussi toute celle qui se dévoue corps et âme et donne son Amour aux enfants qu’elle élève.

« Bonne fête à toutes les femmes ! » - Olga HELISOA

 

« HIRAN’I NENY » de DADAH  par BODO

« CHANSON POUR MAMAN » de DADAH par BODO
http://www.dailymotion.com/video/x5cxms
Avia Neny tiako eto ampofoko
Eto antsandriko ankavia mba ho akaiky ny foko
Etsy,etsy hoesoriko ireo volofotsy
Hitantarako angano ianao, sady haraiko rotsirotsy

Avia Neny tiako eto ampofoko
Eto antsandriko ankavia mba ho akaiky ny foko
Etsy,etsy hoesoriko ireo volofotsy
Hitantarako angano ianao, sady haraiko rotsirotsy

Ny adidy tsy efanao mbola tianao hotoizana
Tsy mahatsiaro hasasarana tsy mahalala vizana
Mihisakisaka mila hotorovana
Aok’izay fa ianao ilay niaro indray no mba mila fiarovana

Avia Neny tiako fa aza miahiahy
Ny ataoko anie, sombiny ny vitanao hatrizay
Etsy, hotatanako fa ela lanaka
Ny aina no mateza fa hifampitaiza isika mianaka

Ny adidy tsy efanao mbola tianao hotoizana
Tsy mahatsiaro hasasarana tsy mahalala vizana
Mihisakisaka mila hotorovana
Aok’izay fa ianao ilay niaro indray no mba mila fiarovana.

 

« NENY » de Tarika RAMILISON BESIGARA 

« HAJAO NY RENY FA IZY NO NAHITANA MASOANDRO »

Respecte ta mère car c’est grâce à elle que tu vois le jour – Traduction, Olga HELISOA
http://www.dailymotion.com/video/x983nq

 

« NENY »  de TAFITA
« MAMELA ITY ZANAKAO AMIN’ITY FANIRATSIRANA, TSY MODELY…
TSY ATAKALO, TSY AMIDY VOLA I NENY ! »

http://www.dailymotion.com/video/x5ah77
Ho fahatsiarovana an’i Mama,
izay lasana 3 taona izay Georgette RANJAMINA 1932-2007 

Velona ato am-ponay zanakao ianao koa MANDRIA AM-PIADANANA ry mamaOlga HELISOA

A ma mère qui nous a quitté voilà 3 ans !
Elle laisse un grand vide dans notre vie
Elle est demeure vivante dans notre cœur à jamais
Repose en Paix Maman bien aimée ! – Olga HELISOA

I do love you
You’re the best ever Mom !
I miss you a lot
Rest in peace
Happy Mother’s Day ma

Love forever- Olga HELISOA


SIGARA MANTOLA – KORAGNO MANGINGINA

HO FAHATSIAROVANA NY RENIKO

http://www.dailymotion.com/video/x2cm3r

Ho fahatsiarovana an’ny reniko izay tia tokoa ity hira ity : Georgette RANJAMINA 1932-2007 – Olga HELISOA

En souvenir de ma mère qui aimait tant cette chanson : Georgette RANJAMINA 1932-2007 – Olga HELISOA

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013