navigation

26,06,2010 Madagascar – Nozaraina ny mamy – On a partagé le gâteau des 50 ans ! 27 juin, 2010

Posté par rahelys dans : Anniversaire,Fêtes,Histoire - Commémorations,Hommages,Identité malgache,Malagasy: Teny,Mondialisation,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

Hebergement d'images

Fanapahana ny mamy : »Madagasikara ho an’i Kristy ary i Kristy ho an’i Madagasikara » !

Arahaba tratry ny Asaramanitra

Asara, asara,

Ho tratry ny arivo mitsingerina indray anie 

Ka tsy hisara mianakavy isika !

Olga HELISOA, Paris, 27,06,2010
***

 UNE PHOTO SOUVENIR
Partage du gâteau pour clore le cocktail organisé par le conseil des Eglises chrétiennes malgaches en France (FFMK – France) à la suite de la prière oecuménique d’actions de grâces à l’occasion du cinquantenaire de l’indépendance nationale malgache. 

Cette réunion fraternelle s’est tenue en l’Eglise Notre Dame des Champs 91 bd Montparnasse Paris - Olga HELISOA, Paris, 27,06,2010

26 juin 2010 – Asaramanitra e ! 26 juin, 2010

Posté par rahelys dans : Anniversaire,Art - Zava-Kanto,Culture,dailymotion vidéo,Fêtes,Histoire - Commémorations,Hommages,Identité malgache,Malagasy: Teny,musique,Patrimoine de Madagascar,poèmes,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , 2 commentaires

MANONOFY AHO HOE…

Indray andro any, ao Madagasikara, mbola ho avy ny fotoana izay…

Tsy hitsiriritana intsony ny fotsy sy ny vahiny mikirakira vola,

Tsy hanaovana intsony « oui m’sé – oui m’sé » raha vao mibaiko ry zareo.

Hijoroan’ ny Malagasy amin’ny maha- « olona afaka » azy :

Tsy hanekeny intsony ny handrobana ny haren’i Madagasikara,

Tsy hamonoana intsony izay Mpitondra sahy manatanteraka izany

toy ny nahazo an’ It Ratsimandrava,

Koa ho afaka hanjaka amin’ny haren’ny taniny sy hiadana amin’izany izy,

Ary tsy hisy intsony ny fanjakazakana amin’ny fomba maro samy hafa.

***
Dia tsy ho faty noana intsony ny zanaky ny Malagasy.

Dia ho afaka hitsabo sy hampianatra ny zanany ny Malagasy…

Tsy hisy intsony ny kere fa hilalao rano mamy

ny ankizy miaraka amin’ny andian’ny omby maro eran’ny nosy…

SA DIA HO NOFY IHANY VE ?

RAMANATANTARA, Parisy, 05/02/06

Zanahary o tahio ny tanindrazanay
http://www.dailymotion.com/video/x2bky0

Zanahary o tahio ny tanindrazanay
Handroso lalandava
handry fahizay
Enga anie hanjaka ao ny saina mahay miray
Dia ho tany sambatra ‘lay Madagasikaranay

26 juin 2010 – Arahaba mahatratry ny Asaramanitra ! 50 Ans: Accession à l’indépendance de Nation et Peuple malgaches 25 juin, 2010

Posté par rahelys dans : A méditer,Développement,Droits homme,Fêtes,Histoire - Commémorations,Hommages,Identité malgache,Mondialisation,Protection de Madagascar,Solidarité,Souveraineté nationale malgache , 1 commentaire

Arahaba e !

Aoka ny zava-nisy nodiavina rehetra hatrizay ho anatra koa

« mba hahay hamindra isika ho Firenena matotra mandray andraikitra MIARO ny soa sy ny TOMBON-TSOA ho an’ny Malagasy rehetra eto an-toerana sy eran-tany » ka ho tena MIZAKA sy MAHALEOTENA isika. - Olga HELISOA, Parisy, 25,06,2010

A lire  SUITE 

What a price – Fats Domino

Image de prévisualisation YouTube

2010 Miarahaba ireo Ray nahatratry ny fetiny !- Bonne fête des pères ! 20 juin, 2010

Posté par rahelys dans : Amour,Anniversaire,Culture,Enfance - Jeunesse,Fêtes,Mondialisation,Papa,Protection famille,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Sarobidy sy mamy ny ray koa hajao sy tiavo. Aoka ho « fetin’ny ray isan’andro ny fiainana ! »

Mivalo aminao –Naka Rabemanantsoa

http://www.dailymotion.com/video/x76y8a

Bonne fête à tous les pères, grand-pères !Happy Dad’s day !

Natural born lover – Fats Domino

Image de prévisualisation YouTube

Ho fahatsiarovana ireo ray rehetra efa lasana. Velona mandrakizay ao am-po ny fitiavana ny ray.

Veloma ry dada havako – Terack
http://www.dailymotion.com/video/xbcvlq

« Fahafahana » ny fitenenana…Ny zava-misy ! « Dire les réalités, c’ est Liberté » ! 4 juin, 2010

Posté par rahelys dans : A méditer,Coup de coeur,Développement,Droits civiques,Droits homme,Identité malgache,Mada au quotidien,mode de vie,Mondialisation,poèmes,Protection de Madagascar,Protection famille,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Raha ny fitenenana
Ny zava-misy no
atao hoe « Manopa »,
atao hoe « Manozona »,
Fandrahonana avokoa izany,
« Fahafahana » ny fitenenana !

Samia mandray ny andrikiny avy
Tsy ny fitadiavana soketa olona
Hiloloha ny zava-natao akory
No hanafina ny vokatr’ireny.

Samia mandray ny andrikiny avy ;
Ao ny entina, ao ny mitondra.
Samia mandray ny andrikiny avy ;
Aza maika manasoketa olona !
Samia mandray ny andrikiny avy
Aza maika manome tsiny ny entina !

Raha soa ny nafafy,
Tsy misy hatahorana !
Raha soa ny nafafy,
Aza mandrahona !
Raha soa ny nafafy,
Aza manasoketa !
« Fahafahana » ny fitenenana !

RAMANATANTARA, Parisy, 03,06,2010

JE SEME, JEM’EN VAIS – I MUVRINI

Image de prévisualisation YouTube

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013