VAVAKA par RADO, le poète malgache prie: » OUBLIE « MOI » Seigneur ! » 15 février, 2009
Posté par rahelys dans : A méditer,croyances,cuisine traditionnelle - santé,Culture,dailymotion vidéo,Développement,Droits homme,Hommages,Prieres,vie quotidienne , 1 commentaireVAVAKA – RADO
http://www.dailymotion.com/video/k2dTrcLutQkgwiUk7Q
PRIERE du grand poète RADO
DONNER AUX PAUVRES CE QUE JE DEMANDE QUOTIDIENNEMENT
SI CELA POUVAIT ATTENUER LA MISERE QU’ILS ENDURENT
Le poète demande à Dieu de passer d’abord ceux qui sont dans le besoin avant sa petite personne.
Pourquoi cette requête ?
- Afin qu’il vive et comprenne les souffrances endurées par les pauvres durant leur vie (la faim, le froid..)
Siteweb dédié au grand poète malgache RADO et ses oeuvres
FITIAVANA
L’Amour est une source d’EAU VIVE qui nous pousse vers notre prochain et à oeuvrer pour le bien, notre bien et celui des autres.
http://www.dailymotion.com/video/k1dcvHp5nLDa4sUsWI
VOAMADIRO – KILY VOANKAZO MAHASALAMA ! 11 septembre, 2008
Posté par rahelys dans : cuisine traditionnelle - santé,Culture,vie quotidienne , ajouter un commentaireVOAMADIRO – KILY
Mahasoa ny fahasalamana ny voamadiro na kily !
Anaovana ranom-boankazo fisotro izy.
Be otrikaina mahatohitra ny aretina toy ny sery ary mahatsara ny kibo izy satria manampy amin’ny fivalanana !
Tsy dia tsara anefa ny mihinana azy be satria lasa mivalana indray !
Sakafo tsara izy io: azo anaovana lasopy ! Matsiro tokoa !
Fanaovana « confiture » koa izy: atao mamy be, ketrehina amin’ny rano kely dia kely ary avela hangatsiaka vao hampiarahana amin’ny mofo !
Mazotoa e !
Ron’akoho sy fahasalamana -Bouillon de poulet et santé 11 mars, 2008
Posté par rahelys dans : cuisine traditionnelle - santé , ajouter un commentaireNy ron’akoho (bouillon de poulet) dia tsara amin’ny fitaizana ny fahasalamana ka mahatonga ny fiteny malagasy hoe: « Mampody aina ».
Tsy ny Malagasy ihany no manao io fa ny Sinoa koa.
Hita amin’izany fa zava-tsoa efa nentin-drazana tany aloha elabe ny fahaizan’ny Malagasy. Tsy nisy voatana an-tsoratra moa izany satria ireo razambetsika tany aloha be tany toa olona nifindrafindra monina.
Ireto no maha-hafa kely ny ron’akoho malagasy sy sinoa
- Ireo atao fangarony (ingédients):
akoho, tongolo be, voatabia, sakamalao (gingembre) ( na anamalao – Spilanthes na koa « brède mafana » - raha toa ka tsy misy ny sakamalao izay tsara tsara kokoa), sira kely, rano.
Isika Malagasy dia tia sira be koa tandremo fa mampiakatra ny tosi-drà (tension artérielle) io raha atao be. Maro isika Malagasy no maty na marary mafy fa tapaka lalan-drà (accidents vasculaire et cérébral) Mahatosika ny aretina kokoa raha tsy akoho miaro sakamalao fa ny anamalao dia laharana faharoa.
Raha vao vizambizana izany dia manaova ron’akoho amin’ny sakamalao !
Reproduction Interdite Site protégé annexe HELI’S MADAGASCAR par Copyright www.copyrightdepot.com #00040636