navigation

RY MALAGASY O MITOMANIA ! 10 février, 2009

Posté par rahelys dans : A lire,A méditer,Développement,Droits civiques,Droits homme,Hommages,poèmes,Solidarité,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

Fahatsiarovana ireo latsaka tany Antaninarenina
ny sabotsy 07.02.09, Antananarivo

Ry Malagasy o, mitomania,
Ambakaina lava izao,
Atao fitaovana hiakarana,
Hamenoana paosy, hangalarana.

Nalaina ny taninao, alaina ny ainao
Miheritrereta, mailo ianao !
Ianao no antoka koa mitandrema !
Lafo vidy ny ainao sy ny taninao !

Kibo noana tsy mba vatsy
Dia nirenireny nakatsy nakaroa,
Fahafatesana no niandry anao:
Nisaritaka tanaty tosika sy afo.

Voafandrika tanaty vahoaka,
Voaosy, torotoro tsy nahetsika,
Nianjera voatifitry ny basy,
Ra nandriaka feno ny tany.

Nanaraka ireo liam-baovao ianao ,
Nanaraka nanantena fiovam-piainana,
Feno fanantenana sy nofim-baovao,
Ny hoavy mibaliaka an’ny taranaka.

Kanjo fahafatesana, kiaka,
No niandry anao tao,
Kibo noana tsy mba vatsy
Tsy nisaina ho ratsy ;
Nanantena fotsiny ianao !

RAMANATANTARA, 09.02.09

ANNONCE – SOUTENANCE THESE : Enseignement histoire à Madagascar 9 février, 2009

Posté par rahelys dans : Colonisation,Culture,Développement,Enfance - Jeunesse,Histoire - Commémorations,Identité malgache,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

de NELLY RANAIVO RABETOKOTANY 

Sujet : CONTRIBUTION A L’ETUDE DE L’ENSEIGNEMENT DU PASSE NATIONAL DANS LES ECOLES DE LA REPUBLIQUE : l’exemple malgache de 1960 à nos jours – historiographie, histoire nationale, histoire scolaire

Mardi 10 février 2009 – 14h00

Lieu : ECOLES DES HAUTES ETUDES AFRICAINES
(fond cour) Centre d’Etudes Africaines – 2ème étage
96 Boulevard Raspail 75006 Paris

Ry MPAMONJY NY MAHANTRA VONJEO MADAGASIKARA sy ny MALAGASY mamiko ! 7 février, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,Développement,Droits civiques,Droits homme,Hommages,Identité malgache,Mondialisation,Père Céleste,Protection de Madagascar,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

O Celui qui sauve les pauvres, Sauvez Madagasikara et les Malgaches !

http://www.dailymotion.com/video/kwSXCE82TGl1bjyqmc

MASOKO MANGANOHANO
Mitomany feno rano
Noho ny heloka efa vita
Dia nitony raha nahita

REFRAIN
Masonao,ry be fiantra
Ry pamonjy ny mahantra
O voahavotrao lay very
Ry Fitiavana mahery

Les LETTRES DES AMIS DE MARANA – MADAGASCAR 28 janvier, 2009

Posté par rahelys dans : A lire,Développement,Evénements HELI'S MADAGASCAR,handicap,Hommages,Santé - Recherches,Santé publique,Solidarité , ajouter un commentaire

Ce siteweb est dédié aux malades et aux missionnaires de MARANA , LEPROSERIE localisée dans la région de Fianarantsoa, au sud des hautes terres malgaches. Il est est conçu dans le but de faire connaître le courage des malades et le travail de ceux qui consacrent leur vie aux autres !

Ce site web fait partie des intruments de HELI’S MADAGASCAR E-ENSEIGNEMENT.

Son URL http://www.freewebs.com/marana
 D’ailleurs, il faisait partie intégrante du siteweb de HELI’S MADAGASCAR qui existait depuis 2002. Suite à une refonte de ce dernier, nous avons jugé qu’il est temps et plus judicieux d’en faire actuellement un siteweb à part entière. 

 L’essentiel des données recueillies ici est tiré des « LETTRES DES AMIS DE MARANA » dont nous faisons partie.

http://www.dailymotion.com/video/ktITsucZFax8g9rDpN

OMEO NY VAHOAKA NY TANY HAMBOLENY – DISTRIBUEZ LA TERRE AUX MALGACHES ! 22 janvier, 2009

Posté par rahelys dans : Développement,Droits civiques,Droits homme,Environnement,Evénements HELI'S MADAGASCAR,Indépendance alimentaire,mode de vie,Protection de Madagascar,Protection famille,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

« Pour cause de bonne entente « , il est légitime que la terre de Madagascar revienne en priorité aux Malgaches !

Et s’il le faut, vendez-la à 1franc symbolique aux Malgaches !

TANINDRAZANA TSY AMIDY !

AVERENO AMIN’NY MALAGASY NY TANINY !
OMEO NY VAHOAKA NY TANY HAMBOLENY - DISTRIBUEZ LA TERRE AUX MALGACHES ! dans Développement 0929b81f0ab1809871af9d7b8eb877b8

Photo Olga HELISOA, 2007

« Mahantra ny Malagasy ? » sa AMPAHANTRANA ? 13 décembre, 2008

Posté par rahelys dans : A méditer,Développement,Droits homme,Malagasy: Teny,Patrimoine de Madagascar,Protection de Madagascar,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

MAHANTRA?
- Eny , satria ny mpiandraikitra tokony hiaro ny harena sy ny tombon-tsoan’ny Malagasy
TSY MANAO izany fa miaro ny hameno ny paosin’ny vahiny sns…
- Eny satria LASA AVOKOA NY HARENA (tany mahavokatra, vato soa maro karazana, fasika mainty, uranium, cobalt, rano fisotro, hazo…)!
- Eny satria manjaka ny adim-piainana rehetra : Hanohanana, haretina sy fahafatesana
- Eny satria ny HARATSIAM-PANAHY sy HARATSIAN-TOETRA no fototr’izany rehetra izany koa ireo tokony hitsangana hiharo miandany MANDROBA !

MAHANTRA ?

- ENY MAHANTRA IZAHAY MALAGASY

- Izahay maloto tsy manana na hividianana savony aza!
- Izahay tsy mihinana hafa-tsy loviam-bary na mangahazo iray isan’andro rahefa misy ny vola !
- Izahay mihidy vazana mahita anareo mirimorimo amin’ny fiara-be mamirapiratra eo anoloanay !
- Izahay maro anaka ferena, mikoaka, marary maso amin’ny setrokiny fiaranareo
- Izahay variana mijery anareo manambola hividianan-javatra ao amin’itony magazay be (shoprite, leader price…sns…)
- Izahay voatery miakatra aty an-tanàn-dehibe fa ny taninay lasan’ny mpanana

Kanefa raha ny rariny sy ny hitsiny dia tokony tsy hahantra IZAHAY MALAGASY !

- Satria MITAHIRY HARENA tsy hita fetra ny tanin’i Gasikara
- Satria FANTATRAY MALAGASY FA ROBAINA ALAINA AMINAY NY HARENANAY !

TOMPON-TRANO MAHANTRA MIPETRAKA AMBONY VOLAMENA IZAHAY ! Mahantra satria NOMENA NY VAHINY an-kafetsena ny volamenanay !

Hafatra
Ampahantrana hono izy hoe; fa tsy mahantra velively !
Koa izy norobaina hono tantiny eny ihany fa ny hirifirin’ny hoavy
izay mbola any an-kibon’ny omby no tsy ho tantinareo
mampahantra tany sy firenena e !
Sao adinonareo fa boribory ny tany o !

Olga HELISOA

http://www.dailymotion.com/video/k7GPSWghbEak5acshv

Histoire malgache : on vend l’eau de Madagascar ! Alors que le sud malgache souffre de sècheresse – ainsi de famine- chronique ! 9 décembre, 2008

Posté par rahelys dans : A méditer,Colonisation,Développement,Droits civiques,Droits homme,Environnement,Mondialisation,Patrimoine de Madagascar,Protection de Madagascar,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

Et… C’est une compagnie étrangère qui gère l’eau nationale malgache…

De qui se moque-t-on ? !

http://www.madagascar-tribune.com/Amidy-any-Arabia,10227.html

****

 

RANON’NY FIRENENA MANONTOLO EO AM-PELATANAN’NY  » COMPANIA VAHINY »

Jereo ato http://www.aqueduc.info/spip.php?article244

Ary RANON’I MANANARA AMIDY ANY ARABIA ! 

Kanadiana no tompon’ilay orinasa ! « 1,25 dollar ny 4,6 mètres cubes,  230’000 m3 isan’andro no vokarina »Canadian Company to Take over Water Management in Madagascar  AQUAMAR » (Jereo ao :  moov  -  express mada)

 

FANONTANIANA MIPETRAKA

- Moa ve ny Malagasy hafaka hiteny raha hampiakarin’ity  « compagnie » ity ny vidin’ny rano ?

-Amin’izao fotoana sarotra mitranga eran-tany momba ny fitotonganan’ny lanjam-bola sy vidim-piainana miakatra izao – recession any amin’ny tany mandroso – dia ny mahantra ihany no mijaly !

- Ahoana ihany izy ity e ?
Inona no dikan’ny hoe « mitantana firenena » ?  » Mivarotra ny amin’ny ilay Firenena rehetra » ve ?

 » Moa ve ny zava-drehetra azo amidy ? »

- Raha Eny , dia Inona marina ity hatao hoe : Mivarotra ity ?

 

« PRIVATISATION » ARAKY NY FANAO MALAGASY ! HAFAKELY !
« PRIVATISATION » TSY NY TOMPON-TANY NO MITAVANA MIVANTANA NY VOLA AZO AMIN’NY »!

Samy misy tanjona tratrarina avokoa rahefa manao zavatra.

Ny zava-miseho aty Madagasikara amin’izao fotoana dia »privatisation » tsy ho tombom-tsoan’ny Malagasy mihintsy !

Aiza ve koa efa lazaina fa efa amidy ny ranon’ny Firenena malagasy= Misy vola miditra avy amin’ny rano izany ! Kanefa dia mbola TSY MANJAKA AMIN’NY RANO NY MALAGASY
fa mbola mandoha vola foana no sady mbola voafehy amin’ny fotoana hisotroana rano satria miandry ny fotoana hafahana milahatra mividy rano eny amin’ny pompy !  Tsy miasa ny mpamoha pompy rahefa alahady hariva ohatra ! LOZA  an !

http://www.dailymotion.com/video/k12ImvDusWwwIewqv4

QUI PRESERVE, PROTEGE LES INTERETS DU PEUPLE MALGACHE ? 29 novembre, 2008

Posté par rahelys dans : A méditer,Colonisation,Développement,Droits homme,Environnement,Identité malgache,Mondialisation,Protection de Madagascar,Solidarité , ajouter un commentaire

Le devoir et le rôle premiers du chef d’une Nation, d’un Peuple est de PRESERVER LES INTERETS DE CETTE NATION,  DE CE PEUPLE POUR LESQUELS IL A ETE INVESTIS et cela… de quelque manière que ce soit !

IL EST DONC LEGITIME QUE- LE PEUPLE, LA NATION MALGACHES EXIGENT LA PROTECTION DE LEURS INTERETS.

Nous EXIGEONS la protection des intérêts de Madagascar et de la Nation malgache par l’arrêt, la casse  de tous ces « contrats » qui ne sont que de nom mais qui sont en réalité des DONATIONS (dites de bonne entente) des RICHESSES MASSIVES NATIONALES MALGACHES AUX ETRANGERS (terres ancestrales, ressources minières et stratégiques diverses, sources d’eau potable…) AU DETRIMENT DE MADAGASCAR et DES MALGACHES.
A ceux qui veulent détourner les enjeux et insulter notre intelligence en disant qu’ »un contrat ne se casse pas », nous disons qu’entre autres… (par exemple) « La France a cassé le contrat du projet d’extraction minière à ciel ouvert de la montagne de KAW en 2007″.

Nous respectons tout le monde et les idées de chacun mais nous n’acceptons pas que l’on nous prenne pour ce que nous ne sommes pas !

Autrement dit: « UN CONTRAT PEUT SE FAIRE ET SE DEFAIRE » surtout si l’on se situe à un niveau où l’on est « maître de la situation »
A moins que… MADAGASCAR NE SOIT PLUS UNE NATION SOUVERAINE !

Nous aimerions tellement pouvoir dire le contraire mais jusqu’à maintenant tout semble prouver le contraire…

La réalité est que LES MULTINATIONALES PRESERVENT LEURS INTERETS mais QUI PRESERVE LES INTERETS DU PEUPLE MALGACHE ?

Et l’hypocrisie aux organismes internationaux qui regardent et laissent faire ! – Olga HELISOA

http://www.dailymotion.com/video/k3jnq94W72Qs8WI5kS

C’EST MA TERRE

On oublie un peu facilement

D’où l’on vient, d’où l’on part
Ca nous arrange de perdre
De temps en temps la mémoire.

Quand il y a danger
On regarde son voisin, c’est bizarre,
Sans voir qu’on l’a peut-être laissé
Trop longtemps à l’écart.

Y a-t-il un cœur qui s’élève
Pour qu’ tout le monde soit d’accord ?
Un cœur qui prenne la relève,
Quelqu’un qui vienne en renfort ?

{Refrain:}
C’est ma terre, où je m’assois
Ma rivière, l’eau que je bois
Qu’on n’y touche pas
C’est mes frères autour de moi
Mes repères et ma seule voie
Qu’on n’y touche pas

On n’alimente nos peurs qu’en détournant nos regards
De nos belles valeurs, qui ne serait pourtant qu’un devoir
Si l’on apprenait à se prendre la main, à se voir
Autrement que des inconnus qui ne font rien qu’des histoires

Y a-t-il un cœur qui s’élève
Pour qu’ tout le monde soit d’accord ?
Un cœur qui prenne la relève,
Quelqu’un qui vienne en renfort ?

{au Refrain, x2}

Paroles: Lionel Florence. Musique: Jeff Oricelli, Christophe Maé 2007 « Mon paradis »
© Warner Music France

 

ERITRERITRA

Sivifolo taona ?…
Azafady, etsy ange :
Malagasy ianao, Malagasy aho, Malagasy isika.
Tsy hambo sanatria fa tena Malagasy.
Malagasy ray sy reny sy miteny malagasy.
‘Ndeha atao hoe misy tsy miteny gasy
Satria teraka taty Andafy.
Ireny koa dia Malagasy.
Malagasy tsy miteny gasy.
Fidiny azy angaha izany ?
Ny tontolo nahabeazany no namolavola azy
Sy nanefy azy ho izao sy izatsy.

Dia ‘ndeha atao hoe nandeha ny fotoana
Nandeha ka nandeha, tsy hay natao ahoana.
Tsy hitahita akory dia dila ny folo taona
Nandeha ka nandeha, tsy hay natao ahoana.
Tsy hitahita akory dia dila ny roapolo taona.
Nandeha ka nandeha, tsy hay natao ahoana.
Tsy hitahita akory dia dila ny telopolo taona.
Nandeha ka nandeha, tsy hay natao ahoana…
Enimpolo taona sisa dia tapitra ny sivifolo taona.
Enimpolo taona nefa miriotra toy ny isan-taona.
Dia nitohy hatrany, nandeha ny fotoana
Nandeha ka nandeha, tsy hay natao ahoana.

Nony ela re ny ela telopolo taona intelo
No nifanolosolo teny. Firifiry no efa lasana ?
Dia ahoana ? Hanahoana amin’izay fotoana izay ?
Isika velona eto izao ve hanan-kambara indray ?
Mety efa ho any ambany rangolahy. Tsy eto intsony.
Sa iza no ho sahy hilaza fa mbola ho velona amin’izany
Ka hiaro ny tombon-tsoan’ny zafiafy sy ny zafindohalika ?
Ny ampitso zava-miafina. Dieny misy azo sorohina,
Tsy tsara ny mifampisorona. Sorohy e izay azo sorohina
Sao ny taranaka any aoriana no hiampanga sy halahelo !
Dieny mbola misy azo atao, jereo ny ho avin’ny taranaka.
Ny antsika ho vita ihany na dia eo aza ny kirizy.
Fa ny azy ireo kosa mba hanahoana ?
Alao ambony, alao ambany… Rehefa any aoriana any,
Moa ny taranaka hahalala hoe an’iza marina ny tany ?
Ho hay ve ny mety hitranga amin’izany fotoana izany ?

Raha sivifolo taona no hanajariana ny tany
Mety hitrandrahana azy koa… dia hanahoana ?
Eritrereto ihany lahy hisorohana ny nenina !
Ny nenina koa anie tsy eo aloha fa aoriana e !
Isika efa nody ho vovoka, hanenina inona aiza indray ?
Ny rangolahy aza angamba no handatsa amin’izay.
Isika efa nody ho vovoka, fa ny taranaka no hilonjy
« Ny vesatry ny tsy hay zakaina » ? Aza misy anie izany !…
Zon’izy ireo ny hiaina sambatra eo anivon’ny tontolony.
Zon’izy ireo ny hananana hambo mikasika ny tanindrazany
Sy ny loharano niaviany. Hanahoana ny taranaka ?
Hanahoana i Gasikara ? Sao hanjary rembin-tantely !
Sivifolo taona ? Tsy hay fefena ny eritreritra…

Antsiva, Frantsa, novambra 2008

RESPECT DES DROITS FONDAMENTAUX ENVERS LES FEMMES CESSER LES VIOLENCES ENVERS LES FEMMES: Cas de Madagascar – Témoignage 27 novembre, 2008

Posté par rahelys dans : Développement,Droits homme,Environnement,Femme,Journée Internationale,Protection de Madagascar,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

25 Novembre – Journée internationale pour l’élimination de la violence à l’égard des femmes

But de cette journée « …promouvoir l’égalité et l’autonomisation des femmes et en veillant au respect de leurs droits fondamentaux.” en vue de véritables changements… !

En tant que femme malgache, je tiens à témoigner mon indignation face à l’hypocrisie des organismes internationaux et à l’humiliation flagrante infligée  aux femmes malgaches par le silence et l’acceptation face à la main mise des multinationales sur les terres et richesses de Madagascar depuis 2001: Faradifay…

Si l’on veut vraiment faire régner les droits fondamentaux envers les femmes malgaches et faire cesser les violences envers elles, il faudra d’abord et surtout, régler les problèmes de:

- L’eau (adduction d’eau potable dans toute l’île surtout dans le sud – Rendre l’accès gratuit à l’eau potable dans toute l’île)

- Droit à l’accession à la terre car la majorité des Malgaches sont agriculteurs

- Rendre et laisser leur terre aux Malgaches (Distribution de terres)

CE SONT LES PRINCIPALES CAUSES D’APPAUVRISSEMENT A MADAGASCAR ET LES PREMIERES VICTIMES EN SONT LES FEMMES ! – Olga HELISOA

http://www.dailymotion.com/video/k4UWoGo4AvaR0UgnaZ
Hebergeur d'images Hebergeur d'images

JOURNEE SOLIDARITE HELI’S MADAGASCAR 2008 DEDIEE A GRG – EN IMAGES 16 novembre, 2008

Posté par rahelys dans : Culture,Développement,Environnement,Evénements HELI'S MADAGASCAR,Hommages,Solidarité , 2 commentaires

JOURNEE SOLIDARITE HELI’S MADAGASCAR 2008 DEDIEE A GRG – Georgette RANIVOARIVELO Gabrielle – une grande dame de la liitérature malgache
A l’honneur « Protection de l’environnement malgache« , thème illustré par les expos de

Nary (Narimalala RAKOTOBE) et Olga HELISOA

Hebergeur d'images

 

1 – EXPO DE NARY:  BD – CARICATURES 

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

 

2 – EXPO DE Olga HELISOA
LAVAKA de MADAGASCAR

Formes, caractéristiques, sites, causes et conséquences Hebergeur d'images

 

JOURNEE SOLIDARITE 2008 honorée par la présence de

*La fille de GRG : NINITA RANDRIANANJA (au centre)
Hebergeur d'images
 

* Messieurs les Présidents d’association

Hebergeur d'images
FX-MAHAH -  UPEM Section France
Hebergeur d'images
Philippe RAJAONA  – Hetsika Diaspora

qui ont chacun marqué l’ouverture de cette journée par un discours

suivi du « VERRE DE L’AMITIE ».

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

Hebergeur d'images

SUITE DES PHOTOS chez

CROISSANCE.COM notre partenaire médiatique

123456...8

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013