navigation

SOLON’ANARANA – PSEUDO(NYME) 31 mars, 2010

Posté par rahelys dans : A lire,A méditer,Coup de coeur,Culture,Développement,Droits homme,handicap,Identité malgache,mode de vie,Mondialisation,Net et dangers,Protection de Madagascar,Santé publique,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Mitondra solon’anarana :
Vao sahy mampita teny,
Teny ratsy mibahana,
Teny ratsy manjaka.
Teny ratsy tompoina.

Teny feno ompa,
Teny tsy manaja,
Sahy miantsa ady,
Mitaona amin’ny ratsy.

Mitondra solon’anarana  :
Tsy misy lehibe,
Tsy misy kely,
Tsy misy Hasina,
Tsy misy Haja,
Tsy misy Fefy !

Mitondra solon’anarana :
Kabosy nahazo toky,
Kabosy toa mahery fo,
Kabosy toa misaina,
Kabosy toa mamiratra,
Kabosy toa filamatra,
Kabosy toa zavatra,
Kabosy toa hanitra,
Kabosy toa fanilo,
Kabosy toa hiasa…

O ry Malagasy,
Aiza ny hajanao ?
Aiza ny hasina
Maha-olona anao ?
Solon’anarana ve ?
Dia sahy sehatra ianao ?
Solon’anarana ve ?
Dia sahy mihoa-pefy ?
Solon’anarana ve ?
Dia mba « olona » ?

Miheritrereta !
Ny olona : «manaja,
Mitady ny soa,
Miala amin’ny ady,
Mandositra ny ratsy,
Mitady fitiavana,
Mitady mitia namana.»

Ampy ny haratsiana
Hilomanosantsika,
Tadiavo ny teny mamy,
Tsy mihatsara ivelantsihy.

Tadiavo ny teny madio
Vokatry ny fo madio,
Vokatry ny saina madio,
Tsy misy raorao,
Alaviro ny tabataba,
Alaviro ny fo ratsy.

Fanariam-pako ve ny fonao ?
Fanariam-pako ve ny sainao ?
Fanariam-pako ve ny vavanao ?
Fanariam-pako ve ny taninao ?
Fanariam-pako ve ny aminao rehetra ?
Aza manao kabosy misalobon-tsolon’anarana.

Olga HELISOA, RAMANATANTARA, Parisy, 30, 03,2010

Image de prévisualisation YouTube

30 MAI : JOURNEE DE L’INTERNET 30 mai, 2008

Posté par rahelys dans : Enfance - Jeunesse,Net et dangers,Net et famille,Protection famille,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Beauté, jeunesse, insouciance, joie de vivre : chants, danses, natation …entre copines, amis autour de l’INTERNET !

http://www.dailymotion.com/video/x255si 

Tout cela est bien: il faut profiter de la jeunesse et de la vie MAIS gare aux dangers divers qui vous entourent.

Attention à l’internet qui comme toute chose a ses bons et mauvais côtés !

Un seul mot d’ordre : Attention !

Le NET = DANGER pour ENFANTS, JEUNES ! 29 mai, 2008

Posté par rahelys dans : Enfance - Jeunesse,Net et dangers,Net et famille,Protection famille,vie quotidienne , ajouter un commentaire


 

Fais ATTENTION quand tu surfes sur le net.

Tout peut arriver derrière le net car le virtuel est seulement de nom: LE DANGER EST BEL ET BIEN REEL


 
http://www.dailymotion.com/video/x2fr4

Parents, enfants et jeunes, faites ATTENTION !

Le danger est là sous vos yeux !

 

***

TOROHEVITRA TOKONY HARAHINA rahefa misera amin’ny internety.

Zava-mitranga avokoa ireo voalaza tokony tsy hatao ireo. Lazaina fa « tsy tsapain-tànana » ny intenety kanefa ny LOZA avokany dia tena MISY dia MISY tokoa.

« Izay malina hono mifehy hazo tokana » hoy ny Ntaolo (Celui qui est vigilant, s’attache à un seul arbre. Pour illustrer celui qui explore une forêt où il est difficile de se retrouver; ainsi il est vital de se repérer à partir d’un arbre comme point de mire) dicton malgache – autrement dit « soyons vigilant » !

 

Ray aman-dreny, ankizy, aoka isika samy hitandrina !

Eo ambany masontsika ny loza ! Izany hoe: Tsy lavitra ary tsy ampoizina ny fiaviany fa misoko mangina toa ron-gisa na toa rano marihy.

Toy ny zava-drehetra, hoy isika, ny fandrosoana: ao ny soa, ao ny loza aterany kanefa TANDREMO ary aoka HO MAILO isika fa miantra aman’aina ny voka-dratsy entin’ity internety ity eo amin’ny fianakaviana.

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013