Semaine du développement durable – Fandrosoana maharitra 5 avril, 2010
Posté par rahelys dans : A méditer,dailymotion vidéo,Développement,Droits homme,Environnement,mode de vie,Mondialisation,OGM,Patrimoine de Madagascar,pesticides,Protection de Madagascar,Santé - Environnement,Santé - Recherches,Santé publique,Solidarité,vie quotidienne , ajouter un commentaire
Tsy misy « fandrosoana maharitra » raha toa ka mahantra ny firenena.
Ny atao hoe:« Firenena manana ny ampy » dia « Firenena mizaka tena, ankoatry ny fahafahany manovo fianarana, mampitombo sy mampihely ny fahaizany, dia afaka misafidy ny zavatra hataony sakafo, toerana hivelomany. Firenena afaka mitsabo tena, miaro ny mponiny, ny taniny sy ny tontolo iainany ».
Ao amin’ity herinandro natokana ho an’ny « Fandrosoana maharitra » ity dia misy vidéos vitsivitsy hasehonay ao amin’ny ny reny vohikala
http://helismadagascar.blogspot.com
hanamafy izany. – Olga HELISOA, 05,04,2010
http://www.dailymotion.com/video/xbwoew
NOURRITURE SAINE – EQUILIBREE !
Nos nourritures : enjeux économiques mondiaux colossaux !
Quand la notion d’argent entre en jeu ; il faut dire « ATTENTION ! »
Durant cette semaine du « développement durable », nous vous invitons à surfer sur notre siteweb
http://helismadagascar.blogspot.com
où nous vous présenterons quelques vidéos. – Olga HELISOA, 05,04,2010
TSIRON-KANINA : 13 au 19 octobre 2008 – Semaine du goût 2008…! 21 octobre, 2008
Posté par rahelys dans : Développement,Environnement,OGM,pesticides,Santé - Environnement,Santé - Recherches,Santé publique,vie quotidienne , ajouter un commentaireHerinandro no nampianarana ny ankizy ny tsiron’ny sakafo.
FAMPIANARANA TSIRO IHANY VE DIA AMPY ?
Eto izahay dia tsy maintsy mampatsiahy ny fomba fambolena: ny masomboly, ny zezika sy ny fiarovana ny voly… nampiasaina azahoana ireny sakafon’olona sy biby eran-tany ireny.
Tsara mahafantatra ny zava-misy eran-tany mba tsy hamerenana ny lesoka efa nisy nahavoa ny sasany ho fiarovana ny tontolo iainana sy ny fahasalamana.
Indro « vidéos » maromaro mikasika ny fomba fambolena « moderne » lazaina fa « mampidi-bola be sy haingana »: masomboly OGM, pesticides fiarovana ny voly sy ny fiatraikan’ireo amin’ny fahasalamana.
*****
La semaine du goût (19 ème édition) est passée.
INFORMER AU DELA DU GOUT
Certes, cela est nécessaire pour l’éducation culinaire des enfants, mais leur savoir reste insuffisant et nul tant que certaines réalités ne sont pas révélées à tout le monde.
Nous avons constitué une petite documentation sur « les semences OGM, les pesticides et leurs effets sur la santé ».
SUICIDE ET COTON EN INDE
OGM – ENJEUX PLANETAIRES
Les premières cultures transgéniques sont apparues aux Etats-Unis en 1994. Fin 2002, elles recouvraient une superficie de 58,7 millions d’hectares dans le monde…
PESTICIDES – ENVIRONNEMENT
PESTICIDES – ALIMENTATION
AUTORITES PUBLIQUES
RECHERCHE SCIENTIFIQUE DANS LA LUTTE ANTI-OGM