navigation

NOEL, EMMANUEL: DIEU PARMI NOUS – HO AMINTSIKA LALANDAVA ANIE NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA 24 décembre, 2008

Posté par rahelys dans : A méditer,dailymotion vidéo,Fêtes,Prieres,Solidarité,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Noel est la matérialisation du cadeau divin fait pour nous, êtres humains !

Ainsi, il n’existe pas seulement pour une journée de l’an ! Mais,

QUE NOTRE VIE SOIT UN NOEL PERPETUEL !

Un cadeau envers nous-mêmes d’abord, afin que nous puissions reconnaître nos faiblesses comme nos qualités, que nous puissions nous pardonner à nous-mêmes et pouvoir aller de l’avant, VIVRE EN ENFANT DE LUMIERE !

Que notre vie soit une vie bénie pour nous-mêmes et tous ceux qui nous côtoient !

QUE LA LUMIERE DE NOEL BRILLE EN NOUS TOUS LES JOURS DE NOTRE VIE !

http://www.dailymotion.com/video/k7aoYcaLxXzxbeSPGL

Atolotra ho anao ity hiran’ny Noely ity koa mirary anao hanaraka ny hafatra ao amin’izany hira izany !

NOELY, EMANOELY: ANDRIAMANITRA ETO AMINTSIKA !

Tsy ho andro iray monja isan-taona anie izany fa NY FIAINANTSIKA TONTOLO HO MARIKY NY NOELY: FAHAZAVANA, FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA!

Koa avela ny hafetsena, ny fanambakana, ny hery setra, ny tsy fanajana amin’ny lafin’ny rehetra mba ho fiainan’ny ZANAKY NY MAZAVA ANIE NO HAMIRAPIRATRA HANASOA NY TANY SY NY FIRENENA ka i Madagasikara ho an’i Kristy ary i Kristy homba an’i Madagasikara lalandava ! – Olga HELISOA, 24.12.2008

 

 

 

 

UN NOEL SAINT 2008 A TOUS ! MIRARY NOELY MASINA 2008 HO ANTSIKA REHETRA ! 20 décembre, 2008

Posté par rahelys dans : croyances,Culture,Evénements HELI'S MADAGASCAR,Fêtes,Prieres , ajouter un commentaire

 

http://www.dailymotion.com/video/k4dAYHPFlq6ILuRZZD

O NOEL !

Même si je suis indigne,

Même si je suis impur,

En moi, demeure toujours 

L’Espoir de Bénédictions

Si minimes soient-elles;

Car Tu es DEVENU CHAIRE,

O TOI QUI ES NOTRE REDEMPTEUR!
Traduction des paroles de HASIM-PIDERANA par Olga HELISOA, 2008

FAHATSIAROVANA IREO HAVANA LASANA sy FANGATAHAM-PITAHIANA HO AN’I GASIKARA 31 octobre, 2008

Posté par rahelys dans : Evénements HELI'S MADAGASCAR,Fêtes,Hommages,musique,Père Céleste,Prieres,Protection de Madagascar,Protection famille , 1 commentaire

http://www.dailymotion.com/video/k1VcAxoEdGBIOVAqJN
Hindramintsika ny feomanga sy ny vavaka nataon’i ADELINE, poeta sy mpihira, izay efa nandao antsika koa teo amin’ny fahatanorany.

Hoy i Adeline:

« Ny tena faniriako sy ivavahako ho anao                                                          Mba hikajianay hatrany ireo fanananao

Tsy hisy sahy hanimba na hanao kitoatoa

Fa samy ho vonona ny hanasoa anao tokoa

Mbola hetahetako tsy maty ato anaty

Ny hahasambatra anao hatrizao ka mandramaty

I Madagasikara anie ho an’i Kristy

Ary i Kristy anie ho anao tanindrazako.

Ho anao ry nosy mamiko

Tononiko izao fitahiana izao

« Ho ambinina anie ianao Gasikarako

tsy ho diso fahasoavana ianao

ho tahiana anie ireo mpitondra anao

ho tahiana anie ireo vahoaka anao

ho tahiana koa ireo harenanao

ho tahiana indrindra ny fanahinao« .

Nahoana hoy ianareo no hangatam-pitahiana
ho an’ny Tanindrazana koa ?
- Satria ny Tanindrazana no mitrotro ny taolam-balon’izy ireo
- Satria ny Tanindrazana no ANDRAIKITRA NAPETRAK’IZY IREO
AMINTSIKA.

VINAKITSIKA ny hafatry ny maty eo ambony ireo e !

Tsidio ADELINE

A la mémoire de nos défunts et pour la bénédiction de Madagascar, tournons-nous vers CELUI QUI EST LA SOURCE DE TOUTE CREATURE!

Nous empruntons la prière et la voix de ADELINE, cette artiste malgache qui nous a quittés en pleine jeunesse. Visitez ADELINE  - Olga HELISOA

En ligne Siteweb « La Parole de Vie – Ranon’Aina » Vohikala azo jerena 6 octobre, 2008

Posté par rahelys dans : A visiter,croyances,Culture,Evénements HELI'S MADAGASCAR,Prieres , ajouter un commentaire

Vavaka, vakiteny, toriteny, hira fiderana hita ao amin’ity vohikala « La Parole de Vie – Ranon’Aina »an’i HELI’S MADAGASCAR Fampianarana Anterinety ity.

Ny rohy makao http://www.freewebs.com/laparole

Hebergeur d'images

Mise en ligne du siteweb de HELI’S MADAGASCAR E-Enseignement « La Parole de Vie – Ranon’Aina » où sont regroupés des vidéos de prières, lectures de la bible, prédications, chants de louange et d’adoration.

Son URL http://www.freewebs.com/laparole

RADO – Zoma 3 Oktobra 2008 @ 8 ora alina FPMA 16 rue Chauchat 75009 – Paris FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA 1 octobre, 2008

Posté par rahelys dans : Anniversaire,Culture,Hommages,Identité malgache,poèmes,Prieres,Solidarité , ajouter un commentaire

01.10.2008  -  01.10.1923   85 taona nahaterahan’i

RADO – ANDRIAMANANTENA Georges

Hebergeur d'images

Manasa antsika rehetra hanatrika ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana hofanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fampaherezana ny fianakaviana
sady ho fahatsiarovana ny faha-85 taona nahaterahany.

ny Zoma 03 Oktobra 2008 amin’ny 8 ora alina

ao amin’ny FPMA Paris, 16 rue Chauchat 75009 – Paris

 

*****

VONINKAZO ADALADALA (FAHA-80 TAONAN’I RADO)

 

VONINKAZO ADALADALA 

Voninkazo adaladala ! Voninkazo tsy misaina
Fa mamony samirery eo an-tany karankaina
Ny manodidina rehetra efa ringitra avokoa
Efa tapitra matory… ! Izy irery no mifoha.

Misy koa ny fo adala ka tsy mety manadino
Ny rehetra raha mangina, izy kosa mbola mino
Mbola tena mahatsiaro ilay Fitiavana ninoany
Mbola velona ao am-pony, tsy mitsahatra mamony

RADO 11 janoary 2002, Midi-Madagasikara, 2,10,03

*****

80 TAONA anio i RADO (Georges Andriamanantena)
1 oktobra 1923 – 1 oktobra 2003

Anio no mitsingerina ny faha 80 taona nahaterahan’i Georges Andriamanantena, diso fantatra loatra amin’ny anarana hoe RADO. Isan’ireo olona ambara ho andrarezin’ny fanandratana ny teny Malagasy sy fikajiana ny soa toavina izay mampiavaka an’i Madagasikara eo anatrehan’izao tontolo izao ny tenany.

Tononkalo sy asa-soratra maro no fantatra fa nosoratan’i Rado eo amin’izay fanandratana ny teny sy ny maha Malagasy azy izay. Amin’izao tsingerin-taona faha 80 n’i Rado izao dia manolotra firariantsoa sy fiarahaba ho azy manokana izahay eto amin’ny  » Gazetiko « …- Gazetiko du 01-10-03

RADO – FOTOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA 03.10.08 PARISY 17 septembre, 2008

Posté par rahelys dans : Culture,Hommages,Prieres , ajouter un commentaire

Ny fianakaviana manontolo, ny Havatsa-UPEM sampana Frantsa, ny fianakaviamben’Haisoratra Malagasy eto Frantsa dia mampandre antsika ny nahalasàna  ny Ray aman-dReny lehibe …

Hebergeur d'images

Georges ANDRIAMANANTENA  – RADO
Poety sy Mpanoratra

Ny alatsinainy 15 septambra 2008, rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany.
Banga olomanga ny Haisoratra sy ny Vahoaka Malagasy.

Hisy fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fampaherezana ny fianakaviana ny Zoma 03 Oktobra 2008 amin’ny 8 ora alina ao amin’ny FPMA Paris, 16 rue chauchat 75009 – Paris, ho tarihin’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy aty Frantsa (FFKM-Frantsa). Sady ho fahatsiarovana ny faha-85 taona nahaterahany.
Izany dia hatrehin’ny Masoivohon’ny fanjakana malagasy eto Frantsa, Andriamatoa Narisoa RAJAONARIVONY sy ny Masoivoho eo anivon’ny UNESCO, Ramatoa IrèneRABENORO.

Hanasana antsika malagasy rehetra aty am-pitan-dranomasina.

Aza misalasala manaparitaka izao filazana izao.

Ity no ho solon’ny fampandrenesana.

Ary dia mitodika aho … ireto soratsora-mamiko
An-takela-taratasy … rehefa ela koa ny elany
Ka mitambatra izy ireo ho vatolahin’ny vinaniko,
Vangongon-tsarin’inona avy no hajorony sy havelany ?

Rado (Oktobra 1943)

Chaîne de vie Kamba – Prière pour Kamba 16 juin, 2008

Posté par rahelys dans : croyances,Enfance - Jeunesse,Prieres,Santé - Recherches,Santé publique,Solidarité,vie quotidienne , ajouter un commentaire

O Dieu Créateur, nous te recommandons KAMBA

http://www.dailymotion.com/video/x4zgny 

A tous les amis,

Bonjour, Prenons courage, ayons confiance et PRIONS ! Que nos prières constituent une chaîne de protection autour de KAMBA, sa famille surtout pour Goergina, sa maman,  les professeurs et le personnel soignant de l’HJRA Antananarivo qui contribuent à la chirurgie de Kamba qui aura lieu demain mardi 17 juin 2008!

 

C’est une épreuve pour la famille et pour nous aussi !

Pas de panique mais Confiance !

Ayons Foi au Dieu Créateur à qui nous devons toute vie,

Ayons Foi en Celui qui nous a préservé la vie de Kamba jusqu’à maintenant,

Ayons Foi en Celui qui nous a aimé au point de nous envoyer son Fils unique Jésus-Christ qui a vaincu pour nous la mort !

Avoir Foi : c’est avoir une assurance aveugle en quelque chose qui est logiquement impossible.

ACCROCHONS-NOUS à ceci  » Mon Dieu est un Dieu Vivant ! »
Par le petit Kamba, la bonté, la compassion et l’Amour infinie de Dieu en Jésus-Christ se révèlent à nous de différents manières !

Si notre coeur tremble parfois, puisque nous sommes faits de chaire et de sang : « Chantons des louanges à Dieu ». Remercions-Le de ce que kamba a eu la chance d’être sauvé !

Remettons-nous à Lui et remettons entre ses mains LA VIE DE KAMBA comme il l’a toujours fait.

 Fraternellement vôtre,Olga HELISOA
CHAINE DE VIE KAMBA – HEL’S MADAGASCAR

Diana Anjarasoa est l’intermédiaire de la chaîne de vie Kamba à Madagascar

Pour Infos sur Kamba: http://dianachamia.wordpress.com/

Pour DONS nous contacter olga.helisoa@orange.fr

http://www.dailymotion.com/video/x5i5g0

 

Hay teo foana i Kristy «  Krist est, était toujours là   » – Chorale FPMA Paris Chauchat

O Seigneur, prends pitié de nous,

Nous te recommandons Kamba,

Protège-le, garde sa vie.

Par Kamba, ce petit être,

Tu nous révèles

Ton Amour infini,

Ta Grâce.

Merci, O Seigneur !

O Dieu Créateur,

Nous te rendons grâce

Au nom de Jésus Christ,

Sauveur et Seigneur,

Ton Fils qui a vaincu la mort,

Dieu vivant à jamais !

Gloire te revienne à jamais

Pour les siècles des siècles

Amen.

12

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013