navigation

TSY AMELAKO IANAO ANDRIAMANITRA O ! JE M’ACCROCHE A TOI, O ETERNEL ! 21 avril, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,croyances,Culture,Droits civiques,Droits homme,Identité malgache,Malagasy: Teny,Prieres,Protection de Madagascar,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

SAUVE MON PEUPLE, SAUVE MADAGASCAR !

ANDRIAMANITRA O , TSY AMELAKO IANAO
RAHA TSY OMENAO FITSAHARANA NY FIRENEKO

Mitalaho aminao aho
Andriamanitra Mpahary,
Tompon’ny Hery rehetra
Mahita ny fijaliana
Zioga entin’ny Malagasy,
Maheno ny fitarainana,
Ny tomany vokatry ny setra
Mianjady aminy, Fireneko.

Mamindrà fo aminay,
Tompo masina indrindra o !
Aza ny haratsianay no jerena
Fa ny fanadiovan’ny janakao
Anay sy ny fitsanganany
Naharesy ny fahotana,
Fahafatesana ho anay.

Omeo fahendrena izahay Tompo o !
Omeo fitiavana, fanajana anao
Amin’ny alalàn’ny fifanompoana,
Fifanajana sy fifandeferana
Izay tsy misy eo aminay
Malagasy eran-tany.

Tsy amelako ianao Tompo o !
Ianao tompon’ny Soa,
Tompon’ny Fahefana
Tompon’ny Mendrika
Mandrakizay no ametrahako
Ny fanantenako, ny tokiko,
Ny fanahy, fo, saina, ainay
Malagasy eran-tany.

Tsy amelako ianao Tompo o !
Tsy mbola namoy anay ianao,
Koa vonjeo izahay tompo o !
Tsy amelako ianao
Raha tsy mahazo fitsaharana
Ny fireneko.

Tsy amelako ianao Tompo o
Raha tsy miova izahay
Malagasy eran-tany.
Tsy amelako ianao
Raha tsy mahazo fiadanana
Am-po, an-tsaina, am-batana
Ny Malagasy :
Ho afaka i Madagasikara.
Vonjeo ny Malagasy,
Vonjeo i Madagasikara,
Ray mpahary, masina,
Miady ho an’ ny mahantra o.

Misaotra Ray masina indrindra o.
Amena

RAMANATANTARA, Paris, 21.04.2009

MANDA MIARO NY VAVAKA koa MANASA ANAO HITALAO HIVAVAKA HO AN’NY MALAGASY SY I MADAGASIKARA

Andriamanitra masina, Andriamanitry ny Fahamarinana sy ny Fitivana izany !

Koa arao fiovana sy asa ny vavaka atao.

 

http://www.dailymotion.com/video/x3x4s5

HE JEHOVAH NO MPIANDRY AHY
Tsy mba misy atahorako
Raha izy no mitondra ahy
Ahi-maitso no handriako
Eny fa ny tany karankaina
Dia hody saha lonaka
Ary ao amoron-dranon’aina
Hialan’ny foko sasatra.

He Jehovah no mpitarika ahy
Amin-dalam-pahamarinana
Koa tsy ho kivy ny fanahy
Amin’ny alo-pahafatesana
Hianao ry Tokiko irery
No hiara-dia amiko
Ka ny tsorakazonao mahery
No hanafaka ny tahotro.

Amelaranao latabatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
ka mahery sady afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandra-pahatongako ho any
Hanatrehako ny tavanao.

RAKOTOZANANY STANISLAS: UN GRAND AUTEUR COMPOSITEUR MALGACHE 18 avril, 2009

Posté par rahelys dans : Art - Zava-Kanto,Culture,Hommages,Identité malgache,Malagasy: Teny,Mondialisation,musique,ohabolana - proverbe,Patrimoine de Madagascar,poèmes,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

http://www.dailymotion.com/video/x7zad6

RAKOTOZANANY STANISLAS, ce grand artiste malgache a   fait connaître un groupe artistique malgache SAKELIDALANA qui a chanté ses œuvres dont:

- Ny Lanitra

- Fitia manalasala

- Vetson’ny manina

- Nandalo teto ve ?

- Taratasin-drazandry

- Voahangy…

http://www.dailymotion.com/video/x8fl8u

BIO ! OUI … Mais NOURRIR LES HOMMES D’ABORD ! MIARO NY TONTOLO IAINANA MBA HIADANAN’NY OLOMBELONA ! 9 avril, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,A visiter,Développement,Environnement,Protection famille,Santé - Environnement,Santé - Recherches,Solidarité , ajouter un commentaire

Hostingpics

Merci de SIGNER ICI

 

Misaotra  MITSIDIKA ETO

Tany midadasika no ilaina hambolena katsaka, palme TSY HATAO SAKAFO fa hanaovana solika ho an’ny fiarakodia…

Dia ao koa ny JATROPHA izay sady tsy fihinam-boa no mitsoka ny rano amin’ny tany rehetra manodidina ny faritra hambolena azy: manimba tany no tsy mety amin’ny fambolena fihinam-boa eo ankaikiny !

Izany akory tsy milaza velively fa tokony hijanona amin’ny solika misy amin’izao fotoana izao isika fa MISY HERY HAFA AZO AMPIASAINA HASOLO NY SOLIKA toy ny hery avy amin’ny masoandro, rivotra sns…

 

 

MITSANGANA MIRAISA FO SY SAINA HANARINA AN’I MADAGASIKARA HO FIRENENA TENA MIZAKA TENA 31 mars, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,Développement,Droits civiques,Droits homme,Identité malgache,Mondialisation,Protection de Madagascar,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Mitsangana, miraisa fo sy saina ho toy ny olona iray

Hanandratra ny maha- malagasy antsika ka

HANDRAY ANDRAIKITRA ISIKA

HIFANKATIA, HIFANAJA,

HAFANAMPY, HIFAMPITSETRA,

Ireo no tena harena

Hafahantsika mampivoatra sy manarina

An’i Madagasikara ho Firenena tena miarina,

mandroso, tena mizaka tena.

AOKA KOA ISIKA HO MAILO fa

MARO IREO MITSIRIRITRA

NY HAREN-TANIN’I MADAGASIKARA.

Olga HELISOA, 29.03.09

 

Let us stand up to create a new nation

around love and unity for Madagascar

To be a  strong nation in peace !

Olga HELISOA, 29.03.09
Allons, levons-nous ensemble

pour créer dans l’union et l’amitié

qui sont les pierres angulaires

dont Madagascar a besoin

pour avancer vers le développement, le progrès.

Que Madagascar soit et demeure 

une Nation forte et en Paix.

Que nous ayons aussi la lucidité 

de faire face à toutes les convoitises 

menaçant la grande île, ses richesses,

sa population, sa paix, sa souveraineté.
Olga HELISOA, 29.03.09

 

http://www.dailymotion.com/video/k27lROSw14x0vTK6tp
[Par Mamy GOTSO « NA MENA AZA NY VOLO, IZAHO DIA TENA GASY MALAGASIKO O ! TSY ATAKALOKO O ! Ny ahy tsy maintsy asandratro ! Mamiko dia mamiko tokoa » ]

ECOUTEZ LE PEUPLE MALGACHE : IL A ASSEZ DE L’APPAUVRISSEMENT ! 12 février, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,Coup de coeur,Développement,Droits homme,Hommages,Mondialisation,Solidarité,Souveraineté nationale malgache,vie quotidienne , ajouter un commentaire

Hommage à ANDO RATOVONIRINA, jeune journaliste de 25 ans, de la Radio télévision Analamanga (RTA).
Il a perdu la vie pendant la fusillade qui s’est produite à Antaninarenina, Antananarivo le samedi 07.02.09.

http://www.dailymotion.com/video/k1BgYJK0n5nFnSPsmt

 

COUPS DE GUEULE d’un artiste malgache

TSELONINA clame les réalités quotidiennes subies par les Malgaches :

- Pauvreté, saletés des villes, même l’eau du robinet public n’est pas sûr d’être propre… l’alcoolisme qui touche même les dirigeants du pays dans lequel on fait fi de tout… même Dieu, la Constitution sont foulés aux pieds !

Et l’artiste ? Ses poches sont vides mais il demeure  « beau gosse » !

Merci à TSELONINA pour son courage, sa perspicacité et surtout son patriotisme !

Voilà pourquoi le peuple malgache réclame un minimum de considération. Il a assez d’être appauvri sur un territoire riche !

CARNAGE DU SAMEDI 7.02.09 ANTANANARIVO – Témoignage 11 février, 2009

Posté par rahelys dans : A visiter,Coup de coeur,Histoire - Commémorations,Hommages,Solidarité,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

WHEN THE POWER OF LOVE OVERCOMES THE LOVE OF POWER, THEN THERE WILL BE PEACE IN …MADAGASCAR

If the idea of « an eye for an eye » prevails the world will be blindMahatma Gandhi

http://www.dailymotion.com/video/x8bb3w
Le Dr Jacquot, qui était dans la manifestation, témoigne:

« Les tirs ont commencé sans sommation, à balles réelles…Les manifestants sur lesqules ont tiré les gardes étaient tout près, à 10 mètres… Ce sont des mercenaires qui ont tiré, pas des Malgaches  » – Radio France Internationale

Info: http://www.radiofranceinternationale.fr/actufr/articles/110/article_78141.asp

RY MALAGASY O MITOMANIA ! 10 février, 2009

Posté par rahelys dans : A lire,A méditer,Développement,Droits civiques,Droits homme,Hommages,poèmes,Solidarité,Souveraineté nationale malgache , ajouter un commentaire

Fahatsiarovana ireo latsaka tany Antaninarenina
ny sabotsy 07.02.09, Antananarivo

Ry Malagasy o, mitomania,
Ambakaina lava izao,
Atao fitaovana hiakarana,
Hamenoana paosy, hangalarana.

Nalaina ny taninao, alaina ny ainao
Miheritrereta, mailo ianao !
Ianao no antoka koa mitandrema !
Lafo vidy ny ainao sy ny taninao !

Kibo noana tsy mba vatsy
Dia nirenireny nakatsy nakaroa,
Fahafatesana no niandry anao:
Nisaritaka tanaty tosika sy afo.

Voafandrika tanaty vahoaka,
Voaosy, torotoro tsy nahetsika,
Nianjera voatifitry ny basy,
Ra nandriaka feno ny tany.

Nanaraka ireo liam-baovao ianao ,
Nanaraka nanantena fiovam-piainana,
Feno fanantenana sy nofim-baovao,
Ny hoavy mibaliaka an’ny taranaka.

Kanjo fahafatesana, kiaka,
No niandry anao tao,
Kibo noana tsy mba vatsy
Tsy nisaina ho ratsy ;
Nanantena fotsiny ianao !

RAMANATANTARA, 09.02.09

Les LETTRES DES AMIS DE MARANA – MADAGASCAR 28 janvier, 2009

Posté par rahelys dans : A lire,Développement,Evénements HELI'S MADAGASCAR,handicap,Hommages,Santé - Recherches,Santé publique,Solidarité , ajouter un commentaire

Ce siteweb est dédié aux malades et aux missionnaires de MARANA , LEPROSERIE localisée dans la région de Fianarantsoa, au sud des hautes terres malgaches. Il est est conçu dans le but de faire connaître le courage des malades et le travail de ceux qui consacrent leur vie aux autres !

Ce site web fait partie des intruments de HELI’S MADAGASCAR E-ENSEIGNEMENT.

Son URL http://www.freewebs.com/marana
 D’ailleurs, il faisait partie intégrante du siteweb de HELI’S MADAGASCAR qui existait depuis 2002. Suite à une refonte de ce dernier, nous avons jugé qu’il est temps et plus judicieux d’en faire actuellement un siteweb à part entière. 

 L’essentiel des données recueillies ici est tiré des « LETTRES DES AMIS DE MARANA » dont nous faisons partie.

http://www.dailymotion.com/video/ktITsucZFax8g9rDpN

A PIECE OF GROUND by MIRIAM MAKEBA – A méditer 27 janvier, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,Droits civiques,Droits homme,Mondialisation,Patrimoine de Madagascar,Solidarité,vie quotidienne , ajouter un commentaire

UNE PARCELLE DE TERRE: C’est toute l’histoire de l’Homme !

Image de prévisualisation YouTube

Ecoutez bien les paroles de cette chanson dans laquelle l’homme n’est point tendre envers son prochain qu’il ne considère même pas comme un être humain !
Lequel est le plus pitoyable, misérable ? Celui que l’on maltraite ou celui qui exploite ?

CHAINE DE VIE pour les frères IMAHALATSA et IMAHAGAGA – MANAINGA ANTSIKA HIFANDRIMBONA HAMONJY AN’IZY MIRAHALAHY KELY IREO ! 23 janvier, 2009

Posté par rahelys dans : A méditer,A visiter,Enfance - Jeunesse,Femme,Mondialisation,Protection famille,Santé publique,Solidarité , ajouter un commentaire

Hebergeur d'images

« QUI SAUVE UNE VIE, SAUVE LE MONDE »

 

Ho tonga eto Parisy amin’ny alahady 25 janoary izao izy ireo miaraka amin’ny reniny ho tsaboina ao NECKER.

Vangio ity vohikala ity  Trimobe.org

Misaotra indrindra amin’izay hataonao ho azy ireo !

 

La « CHAINE DE VIE » *Chez HELI’S MADAGASCAR, on continue …


Nous faisons UN APPEL pour les frères IMAHALATSA et IMAHAGAGA

frères siamois nés le 16 juin 2008 à Andavabaza, Commune Rurale de Behara, District d’ Amboasary Sud, dans le SUD DE MADAGASCAR.

Ils arrivent à Paris ce dimanche 25 janvier 2009 pour évacuation sanitaire.

NOUS FAISONS APPEL A VOTRE SOLIDARITE

plus de précisions, veuillez surfer sur le site des médecins Trimobe.org

Merci pour ce que vous ferez pour eux !

 

*Et on continue  CHAINE DE VIE kamba !

123456...9

Lanaudière... moutons, caro... |
DAROU L ISLAM |
ENSEMBLE ET DROIT |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | Faut-il considérer internet...
| Le blogue a Voliere
| Cévennes : Chantiers 2013